|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hafetsena |
| Fototeny | 2 fetsy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fahaizana, hakingana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 guile, cunning
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 ruse, artifice pour tromper
[1.8] |
| Ohatra |
7 Lalao madio tsy mba miaro hafetsena na fitadiavam-bola no ataonay.
[2.445#]
8 dia nampangainy tamy ny Andriana ny harem-bahoaka lasany sy ny hafetsena nahazoany izany harena be izany. [2.293#] |
| Kamban-teny rehetra | 9 an-kafetsena |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|