|
|
|
|

Entry1  hafitoana
Part of speech  2  noun or adjective
Root  3  fito
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Mandritra ny fito andro: Naharitra hafitoana ilay orana tamin' ny tapa-bolana
Halavam-potoana fito andro: Rehefa afaka ny hafitoana hiverina izahay
Explanations in English  6  [1.2] seven days.
Explanations in French  7  [1.3] sept jours
Vocabulary  8  Time

Anagrams  9  fiatohana, fitahoana, hafitoana, hafotanay, hanafitoa, hatafinao, hatafonay, hitafanao, hitafoana, hotafaina, hotafiana, itafoahan, nitafoaha, tafahaino, tahafinao

Updated on 2025/08/10