|
|
|
|

Teny iditra1  hahake
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 adaladala, ketrina: Ny hahake ro mihetseke sy boloboloena fa ny hevetso tsa mba izay (Ny ketrina no mora iroboina fa tsy mba izaho) [Betsileo] [1.78]

Fivaditsoratra  hahake, 4 hehaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17