|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hahiazana |
| Fototeny | 2 hia |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 leanness
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 maigreur
[1.8] |
| Fivaditsoratra | hahiazana, 7 ihahazana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|