|
|
|
|

Teny iditra1  haingihaingy
Fototeny  2 haingy
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Menamenatra, mahatsiaro henatra na tahotra, hita ho mangasihasy: Haingihaingy ny anao lahy nony nilazana fa fantatra daholo ny nataony rehetra teo aloha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 rather ashamed, or confused. See menatra, haihay [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 confusion, timidité
7 confus [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  13  Ontam-po
Tsipelina hafa  14 aingiaingy
Tovy hevitra  15 haingy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17