|
|
|
|

Teny iditra1  haingoina
Fototeny  2 haingo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana haingo; ravahana: Nohaingoiny ny efitranony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be decorated. [1.2]
6 to be decorated, to be ornamented [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on pare, qu'on décore [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 anaingohy, haingoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17