|
|
|
|

Teny iditra1  haitianina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny andilantanin' i Haïti anelanelan' i Amerika avaratra sy atsimo
4 Momba an' i Haïti, an' i Haïti na avy any Haïti [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 Haitian [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 haïtien, haïtienne [3.1]
Voambolana  7  Haitoetany: firenena, foko

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12