|
|
|
|

Teny iditra1  hakanosana
Fototeny  2 osa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 cowardice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 lâcheté [1.8]
Ohatra  6  ny fahanginana kosa anefa, mety ho fambara mampiseho hakanosana na fihalangalanana na fanaovana kinanga ny haja aman-jon' ny tena. [4.27#]
Voambolana  7  Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12