|
|
|
|

Entry1  hakantoana
Part of speech  2  noun
Root  3  kanto
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Hatsaran-tarehy fatratra, be renty
Explanations in French  5  [1.3] l'habileté, la perfection d'une chose
Examples  6  [2.996] ka noho izany nampitomboin'ny Tompo fatratra ny hatsaran-tarehiny ka tonga namirapiratra teo imason'ny olona rehetra, tamin'ny hakantoana tsy azo tahafina.

Anagrams  7  hakantoana, hanakatona, hanakotana, nanatahako

Updated on 2025/07/29