|
|
|
|

Teny iditra1  hakiho
Singan-teny  2 hatra, 3 kiho
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Halavan-drefy hatreo amin' ny loba fanondroadala ka hatreo amin' ny kiho (mitovy amin' ny roa ambin' ny folo zehy)
6 Hatreo amin' ny kiho ny halaliny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 A cubit. [1.2, 1.7]
8 The length of the hand and forearm to the elbow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 Une coudée [1.3]
10 La coudée, allant du coude à l'extrémité du médius, la main étant ouverte [2.415]
11 coudée, 45 cm environ [1.8]
Voambolana  12  Toerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12