|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 halamanjana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Toerana malalaka, tsy misy miafinafina; tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay fomba fiteny hoe Eny an-kalamanfana: eny amin' ny toerana malalaka, tsy misy hazo manalokaloka na manafinafina; eny an-karihary
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 an open place, a wide space, a conspicuous position. Generally used with the preposition an-, as an-kalamanjana.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 place, lieu vide, libre, sans obstacle
[1.3#208] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|