|
|
|
|

Entry1  hala-pihinana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  halatra, fihinana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] sakafo na fangalaran-tsakafo alaina mangina sy misokosoko, ka hanina miafina tsy atao fantatry ny hafa; entina milaza koa ny ataon' ireo ratsy fitondran-tena manitsa-bady any an-katakonana

Updated on 2025/07/29