|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hala-pitia |
| Singan-teny | 2 halatra, 3 fitia |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 toetra tsy mionona ka na dia efa manambady aza dia tsy tan-dalàna amin' ny fahadisoam-pitondran-tena
[1.1#406] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 action de suivre en secret une passion coupable
[1.3#209] |
| Fivaditsoratra | hala-pitia, 7 tapialahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|