|
|
|
|

Teny iditra1  halavitana
Fototeny  2 lavitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka ny mpianatra ny halavitan' ny sekoly
5 Elanelana: Ohatrinona ny halavitan' i Toamasina sy Vavatenina? [1.1]
Tovy hevitra  6 fahalavirana, halavirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31