|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 halina |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milazany alina talohan' ny antoandro itenenana: Nisy nikotrokotroka halina ka taitra tampoka aho
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 last night
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 la nuit dernière
[1.8] |
| Voambolana | 6 Fotoana |
| Tovy hevitra | 7 ankaly, lahaly |
| Teny iditra (2/2) | 8 halina |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 tranchée. § hady
[Tankarana]
[1.19] |
| Tovy hevitra | 11 haly |
| Fivaditsoratra | 12 halany, halina, 13 hilana, 14 lahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|