|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 halony |
| Fototeny | 2 lony |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ny fahasorisorena, fahasosotsosorana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 la mauvaise humeur
[1.3] |
| Voambolana | 6 Ontam-po |
| Tovy hevitra | 7 halonilony |
| Teny iditra (2/5) | 8 halony |
| Sokajin-teny | 9 anarana halo sy mpisolo |
| Teny iditra (3/5) | 10 halony |
| Sokajin-teny | 11 anarana halotra sy mpisolo |
| Teny iditra (4/5) | 12 halony |
| Sokajin-teny | 13 endritenin' ny hoe aloka |
| Teny iditra (5/5) | 14 halony |
| Sokajin-teny | 15 endritenin' ny hoe alona |
| Fivaditsoratra | 16 halino, halony, 17 lihano, 18 lohina, 19 lonahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|