|
|
|
|

Teny iditra1  hamafina
Fototeny  2 mafy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao izay hahamafy, atao tonga mafy: Hamafio ny tady ~ Hamafio ny fihavananareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be strengthened, to be reinforced; to be emphasized [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on renforce, sur quoi on insiste, qu'on répète [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11 hamafisina, mafina

Fivaditsoratra  12 fanahamy, 13 fimahana, hamafina, 14 mahafañy, 15 mahafina, 16 manafiha, 17 mifahana, mifahàna, 18 mifanaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27