|
|
|
|

Teny iditra1  hamaintisina
Fototeny  2 mainty
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao izay hahamainty azy: Hamaintisin' ny olona sasany ny nifiny
5 Atao tonga maintimainty kokoa: Nohamaintisinao angaha ity satrokao ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 see mainty [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on rend noir ou plus noir [1.3#419]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12