|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hamaivanana |
| Fototeny | 2 maivana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy fahavesarana, hakelezan-danja: Tsy ny hamaivanany akory no tsy itiavako ity fonaka ity fa ny haratsiany mihitsy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 La légèreté
[1.3#420] |
| Tovy hevitra | 6 hamaivana |
| Kamban-teny rehetra | 7 hamaivanan-doha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|