|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hamaivanina |
| Fototeny | 2 maivana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao tonga maivamaivana kokoa: Nohamaivaniny ny entako fa hitany sahirana ery aho
5 Ahena, hakelezina: Mbola vaovao aho ka nohamaivaniny ny raharahako 6 Heverina ho tsy misy lanjany firy: Toa hamaivaninao re izany hadisoanao izany, Rakoto [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be made light of; to be lightened
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on rend léger; qu'on diminue; dont on ne fait pas grand cas
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|