|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hamaizina |
| Fototeny | 2 maizina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny zavatra maizina: Tsy ahitana ny lalana ny hamaizin' ny andro
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 l'état de ce qui est obscur
[1.3] 6 obscurité [Vezo] [1.68] |
| Tovy hevitra | 7 fahamaizina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|