|
|
|
|

Teny iditra1  hamaotona
Fototeny  2 maotona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona maotona, tsy mipelipelika, tsy taitaitra, tony tsara, tsy mandrivotra (andro): Ny hamaoton' ny andro [1.1]
Tovy hevitra  5 fahamaotona

Fivaditsoratra  6 anamotaho, hamaotona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12