|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hamatsy
Fototeny  2 vatsy
Sokajin-teny  3  ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mamatsy

Teny iditra (2/3)4  hamatsy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 pentina amin'ny hoditra, havatsa [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)7  hamatsy
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9 (autre graphie du même mot) Euphorbia stenoclada Baill. (Euphorbiaceae). [Tandroy] [1.196]
Voambolana  10  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  hamatsy, 12 hamitsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09