|
|
|
|

Teny iditra1  hamavoana
Fototeny  2 mavo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mavo somary vony: Ny hamavon' ny rindrina
5 Fihambaniana: Tsy nijery ny hamavoanay izy [1.1]
Tovy hevitra  6 hamavo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12