|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hamba |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 kambana: zaza hamba
[Taisaka]
[1.78] 4 kambana [Bara] [1.78] 5 Fisalasalana, tsy fahavononana ka miahotrahotra: Aza matahotra fa hataoko tsy misy hambahamba io 6 Fiatoatoana raha miteny. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 indecision, hesitation
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 état de deux objets semblables qui sont accolés: Zaza hamba (jumeaux), laka hamba (bac)
[Taisaka]
[1.82] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 13 Ontam-po |
| Tovy hevitra | 14 hambahamba |
| Mpanahaka | 15 miahanahana, 16 miahotrahotra, 17 mihambahamba, 18 miherohero, 19 misalasala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|