|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hamina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hamaotinana, fiandriandrianana amin' ny fitafiana na amin' ny toetra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 égalité d’esprit, modération, bonne tenue [1.3#211]

Teny iditra (2/3)5  hamina
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Fipetrahana misonanina tsy misy ahiahy; toetra tony tsy manahy na inona na inona [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (3/3)15  hamina
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 Lamba fotsy ary manify kely [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18 toile mince et blanche [1.3#211]
19 toile blanche. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  20  Toe-karena: zaitra

Fivaditsoratra  21 hamany, hamina, 22 mahiña, mahina, 23 manahy, 24 mihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27