|
|
|
|

Teny iditra1  hamorana
Fototeny  2 mora
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mora atao: Ny hamoran' ny fanadinana no nahabe afaka ny mpianatra
5 Toetran' ny zavatra tsy lafo vidy: Ny hamorany no ividianako azy fa tsy dia ny hatsarany loatra akory
6 Toetran' ny olona malemy fanahy, moramorainy, mamindra fo: Ny hamoran' ilay reniben' Imboasalama no nahatonga ny anarany hoe Ramorabe [1.1]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  hamorana, 8 maharona, 9 mahorana, 10 manohara, 11 manoraha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17