|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 hananiky |
| Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 nefa, kanefa
[Tanosy]
[1.78] |
| Teny iditra (2/3) | 4 hananiky |
| Sokajin-teny | 5 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 ankehitriny
[Bara]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 7 hananik'izao, henaniky |
| Teny iditra (3/3) | 8 hananiky |
| Sokajin-teny | 9 ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mananiky |
| Fivaditsoratra | hananiky, 10 nankihia, 11 ninakahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|