|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 handrona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitobian-javatra amin' ny toerana iray; fijanonan' ny rano tsy mivoaka fa mitoby fotsiny amin' ny toerana iray.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 stagnation
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 stagnation, se dit des liquides et des affaires
[1.3] 6 stagnation [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 20 handroña |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 famaky
[Tanala]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 23 handroñana |
| Fivaditsoratra | handrona, handroña, 24 nahandro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|