|
|
|
|

Teny iditra1  haodihaody
Fototeny  2 haody
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahimahina ka mitazantazana lavitra manodidina fa tsy sahy manatona; mahimahina tsy sahy, kaodikaody [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  12 haody

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19