|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 haraby |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Eso, kivazivazy zary tenany, teny sompirana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 ridicule, a jeer, a gibe. See eso, vazivazy.
[1.2] 5 ridicule, a jeer [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 raillerie, moquerie
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 17 bahary, 18 bihara, haraby, 19 rahiba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|