|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 harakaraka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 karazam-borona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a bird, a peculiar species of roller. Eurystomus madagascariensis, L.
[Provincial]
[1.2] |
| Voambolana | 5 Haibiby: vorona |
| Teny iditra (2/2) | 6 harakaraka |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 aretina heverina fa hazo tamin'ny zavatra nihoanina tany an'ala, ka mandoa izay ny olona voan'ny harakaraka
[Betsimisaraka]
[1.78] 9 areti-mandalo [Sihanaka] [1.78] |
| Voambolana | 10 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|