|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 harambola |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Kavina volafotsy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[haram-bola]
4 provincial for aram-bola
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 cercle en argent de l'oreille.
[Tankarana]
[1.19] |
| Ohatra |
6 Vao asiana harambola rahefa mitatra lehibe ny loaka.
[2.48]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|