|
|
|
|

Teny iditra1  haran-tratra
Singan-teny  2 harana, 3 tratra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Anarana omena ny fitambaran' ny taolana mamefy ny fo sy ny havokavoka, dia ny taolan-tratra, ny taolan-tehezana ary ny taolan' ny hazondamosina [1.1]
6 fitambaran' ny taolan-tehezana, taolan-damosina ary ny taolan' ivontratra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 cage thoracique [1.13]
Voambolana  8  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12