|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 haratra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanakakasana ny volo amin' ny hareza na amin' ny lelan' antsy maranitra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the act of shaving
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 action de se raser
[1.8] |
| Ohatra |
6 Tandremo tsy haratra intsony ilay faritra.
[2.424#]
7 Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy. [2.472#] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 21 Maroharatra |
| Teny iditra (2/3) | 22 haratra |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Hazo lava mampitohy ny tapenaka roa eo antenatenany ambony kely (haratra ambony) ary eo ambany (haratra ambany) andany roan' ny vovonana, ka ipetrahan' ny lohatrano
[1.1] 25 hazo lolohavin'ny andriambo [Sihanaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 the purlins in the roof of a house.
[1.2] 27 a purlin or lengthwise stringer under a roof [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 les pannes des toits
[1.8] |
| Mpanahaka | 29 haraboalavo, 30 mitataoharatraambany, 31 mitataoharatraambony |
| Kamban-teny rehetra | 32 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 33 haratra |
| Sokajin-teny | 34 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
35 aratra
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
36 aratra
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|