|
|
|
|

Teny iditra1  haratsaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanintsanana amin' ny antsy ny romoromon' ny tahom-bary jinjaina; fandrantsanana ny hazo maniry natao fefy tsy hisian' ny fisaritadritahana fa mifarana tsara; izay afaka rehefa mandrantsana ny raviny maimaina amin' ny tahom-bary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 cuttings, clippings, shavings, the refuse from the bottom of the stalks in reaping rice
5 small bamboos put on the roofs of houses between the roof timbers to tie the thatch to; often pronounced karatsaka. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  21  Fikambanana 8 amin' io teny io

Fivaditsoratra  22 harakatsa, haratsaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09