|
|
|
|

Teny iditra1  harevaka
Fototeny  2 revaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hatsara, fahatsara be haingo, be renty: Endre! izany harevaky ny tranompokonolona nandraisano ny vahiny manan-kaja [1.1]
Tovy hevitra  5 faharevaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12