|
|
|
|

Teny iditra1  harihitra
Fototeny  2 rihitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra marihitra: Raha tianao hitombo ny harihitry ny feta, atao kelikely ny rano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 concentration [1.13]
Voambolana  6  Simia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17