|
|
|
|

Teny iditra1  harivariva
Fototeny  2 hariva
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 duplicatif [1.3]
Ohatra  5  Tsy tafaverina Ilaimanga raha tsy efa harivariva ny andro. [2.324]
6  harivarivan' ny alatsinainy, fiandohan' ny herinandro tamin' izay. [2.470]
7  harivariva tokony ho tamin' ny efatra izahay no nahatsinjo indray ny seranan' i Toamasina, nandalo an' Anosy-Alanana misy ny fanilon-tsambo goavambe. [2.471]
Kamban-teny rehetra  8 harivariva an-tanin' olona
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09