|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 harofana |
| Fototeny | 2 haroka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Alaina, halorina ao anaty lavaka, hadina ao anaty tany:
5 Noharofan' ny saka tao' anaty lavany ilay totozy 6 Tadiavina ho fantatra, karohina: 7 Noharofany ny hevitro fa lany andro foana izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 see haroka
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 Qu’on fouille, qu'on cherche à connaître, qu'on sonde:
10 Noharofan’ ny alika ny lavaka ka nahazo sokina izy (Le chien a fouillé dans le trou et a attrapé un hérisson) ~ 11 Noharofany ny hevitro, fa sasa-poana izy (Il a cherché à connaitre ma pensée, mais il a perdu son temps) [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 16 fanohara, 17 haforana, harofana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|