|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 haromay |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 sotrobe: Haromay volo, mahay ny vary mahay ny ro (sotrobe vita amin'ny volontsangana sady mahay ny vary no mahay mialo ny ro/laoka)
[Tanala]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 4 amohary, 5 hamaroy, 6 hamoray, haromay, 7 homaray, 8 marohay, 9 miahora, 10 mihaora, 11 miharoa, 12 mihoara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|