|
|
|
|

Teny iditra1  haron-doa-body
Singan-teny  2 harona, 3 loaka, 4 vody
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 ilazana ny harona loaka ny fanambaniny ka manary izay rehetra atao ao anatiny, ka ny hoe mitahiry an-karondoa-body dia mahery manangona nefa verivery na lanilany foana izay voangona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 (literally a basket with a hole in it), a wasteful person [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 (littéralement et figuré) panier percé [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02