|
|
|
|

Teny iditra1  haronganina
Fototeny  2 harongana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiteny amin' ny biby be hatina, hatenina, izay manjary matevina ohatra ny harongana ny hodiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 diseased, scabbed. Used only in speaking of calves. [1.2]
Voambolana  6  Haibiby: fitsaboina momba ny biby

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12