|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 haronina |
| Fototeny | 2 harona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 enti-milaza ny hanina tsabahina amin' ny tanana: Aza haronina itỳ vary fa sady maloto izany no tsy fahalalam-pomba
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be felt by the hand, to be groped for, to be taken by the hand from a plate.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Qu’on fouille, dans quoi on plonge la main
[1.3#222] |
| Ohatra |
7 Fa hoy kosa ilay kary : "Ny taimaso haronina, ny kiho raisina, ny hatoka safoina."
[2.69#]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 vary misy ro ka haronina |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | haronina, 14 rahonina, 15 rohanina, 16 ronahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|