|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hasasarana |
| Fototeny | 2 sasatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ny fahatsiarovana ny tena ho tsy manan-kery noho ny asa mafy natao; havizanana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 la fatigue: Manao ahoana ny hasasarana? (Comment va la fatigue?) Question que l'on fait aux
6 voyageurs après le salut ordinaire. [1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|