|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hasiaka |
| Fototeny | 2 siaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ny toetran' ny olona lozabe na ny zavatra malaholaho: Tsy anerany ny hasiakan' ity sakay ity
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5 fahasiaka |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | hasiaka, 7 sahiaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|