|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hasinina
Fototeny  2hasina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Omena hasina
Omena hery amin' ny alalan' ny fivavahana, tsitsika, fitsofan-drano; hamasinina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be treated as holy, to be reverenced. [1.2]
6 to be sanctified in a magic rite [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 Qu'on bénit, qu'on sanctifie, à quoi on attache une grâce, une vertu [1.3#223]
8 qu'on sanctifie par un rite magique [1.8]
Ohatra  9 Antsoina Ikelimalaza, hasinina Rafantaka, tsy mahavoa raha! [2.528]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)14 hasinina
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 (mis pour hazinina). Symphonia eugenioides Baker (Clusiaceaes). Le beurre végétal obtenu des graines est employé à la préparation d'onguents et de produits de beauté. [Sihanaka, Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  17 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13