|
|
|
|

Teny iditra1  hasiviana
Fototeny  2 sivy
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandritra ny andro sivy: Mivavaka hasiviana
5 Halavam-potoana sivy andro: Nony tapitra ny hasiviana, sitrana ilay narary [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 neuf jours, une neuvaine [1.3]
Voambolana  7  Fotoana

Fivaditsoratra  hasiviana, 8 isavihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12