|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hasohasoina |
| Fototeny | 2 hasohaso |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Dokadokafana, deraderaina amim-piandrandrana soa:
5 Nohasohasoiny erỳ aho; hay nisy zavatra notetehiny tamiko [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to speak of or to in a very appreciative manner.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|