|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hatanjahana |
| Fototeny | 2 tanjaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetra ananan' ny olona matanjaka; manana herim-batana (mitovy amin' ny hoe "taniaka" ihany): Mbola ao anatin' ny taonan' ny hatanjahana ianao izao, ka mahaiza manararaotra izany amin' ny asa
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5 fahatanjahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|